Teny iditra banjina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijerena mifantoka tsara amin' izay jerena; filerana tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  eritra, jeriana, and tsendrina, are all used in the provinces for banjina. See dinika, harika, vandrina, vandravandra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay regard attentif, considération [Abinal 1888]
Sampanteny 

2014/07/31