Teny iditra banjinina (banjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
¶ Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stared at, to be looked at [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on regarde fixement [Hallanger 1974]
Endriteny 
banjinina
banjiniko
banjininao
banjininy
banjinintsika
banjininay
banjininareo
banjinin'
banjinin-
banjinim-
banjini-
nobanjinina
nobanjiniko
nobanjininao
nobanjininy
nobanjinintsika
nobanjininay
nobanjininareo
nobanjinin'
nobanjinin-
nobanjinim-
nobanjini-
hobanjinina
hobanjiniko
hobanjininao
hobanjininy
hobanjinintsika
hobanjininay
hobanjininareo
hobanjinin'
hobanjinin-
hobanjinim-
hobanjini-
banjino
Ohatra 
1Filamatra azon' ny tanora banjinina izany [Randriamamonjy: Tantara, takila 4]
2Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao [Rabemolaly: Fary, takila 96]

2017/05/23