Teny iditra bankin-draharaha
Singan-teny banky ; raharaha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Banky mandray anjara amin'ny fampiasam-bola any amin'ny fanjarianasa, ary afaka mampisambo-bola amin'ny fe-potoana salasalany sy lava [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Banque d'affaires [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01