Teny iditra | banky fametraham-bola | |
Singan-teny | banky ; fametrahana ; vola | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Banque de dépôt [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |