Teny iditra banty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaratsiana, fanamavoana, fanesoana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra banty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny tsy fampiasa afa-tsy raha miaraka amin' ny Any: any banty, arý banty arý: Any lavitra any, any andakira [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy land very far away [Richardson 1885]
Famaritana frantsay usité dand quelques locutions adverbiales de lieu [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra banty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy a word used after playing the last domino [Richardson 1885]
 play is over (used in dominoes) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeu fermé, se dit au domino [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra banty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy angelivavy
¶ kabatritra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a beetle, the female of the angely. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay la femelle du grillon [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra banty
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a palm [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom du palmiste, espèce de palmier. [David 1952 (takila B)]
Famaritana frantsay  [Sakalava, Tankarana] Nom donné plus spécialement à certains Palmiers [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra banty
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] planks for flooring are made by cutting the banty trees in two horizontally and extractgin the pith. These planks have various names which the French Dictionary gives, as: bantim-bonotra, bantim-pamotsy, bantin-dimaka, bantin-kindro, bantin-konala, bantin-ovajavavy, bantin-tanavy, bantin-tsarorana, bantin-tsinda [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Sakalava, Tankarana] Nom générique des matériaux végétaux utilisés pour la construction des maisons, notamment des cloisons, planchers, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Asio banty ny tranonao (Planchéiez votre case) [Webber 1853]

2019/02/20