Teny iditra baoritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana taratasy mahery sady henjana ampiasaina hanaovana fonon-javatra, boaty... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Boards used in bookbinding
A blackboard [1.2]
 Cardboard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Carton [1.8]
 Carton [1.13]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: board.

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24