Teny iditra baoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonon-dranjo hoditra atao eo ambonin' ny kiraro mba hiarovana amin' ny ranon' ando na ny tsilo na ny riaka, na ny fotaka, rehefa manavasava any anaty ahitra na rehefa avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Boots [1.2]
Ny fihaviany Frantsay: botte.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31