Teny iditra baraingo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Bila, bingo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra baraingo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mari-pijanonan-tsoratra "?" misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo? [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy question mark [3.1]
Fanazavàna teny frantsay point d'interrogation (grammaire) [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23