Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka, Tambahoaka, Tanala] voninahitra [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] hasina [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] haja [Rakotosaona 1972]
 voninahitra [Rajemisa 1985]
 boròka, voninahitra, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [Akademia 2005]
Famaritana anglisy honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay honneur, réputation [Abinal 1888]
  [Taisaka] honneur [Deschamps 1936]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [Rajemisa 1985]

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [Akademia 2005]

Teny iditra baraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [SLP 1986]
Famaritana frantsay hymen [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra sarom-pivaviana

Teny iditra baraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka] henatra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra baraka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] hatramin' [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Baraka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Baraka [Baiboly]
Famaritana anglisy Barak [Baiboly]
Famaritana frantsay Baraq [Baiboly]
Voambolana 
Ohatra Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [Baiboly: 7:004:010/Mpitsara 4:10..]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra Barakà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Berachah [Baiboly]
Famaritana frantsay Beraka [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Beraka
Teny nalaina 

2016/02/29