Teny iditra barakay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Baiko-miaramila enti-milaza fandravana laharana [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra barakay
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mikorontana [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   barakaika

Teny iditra barakay
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara] rava [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   barakaiky

2009/09/01