Teny iditra baramina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [fr. barre à mine] Anja-by atao fanoitra na fandoahana ny vato hapoaka [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: barre à mine.

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23