Teny iditra baranjely
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-javamaniry misy voany lavalava boribory fanao fangaron-daoka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the egg-plant. (Betsim.) See bana, and beranjely. [Richardson 1885]
   eggplant [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aubergine [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny fihaviany   Kiriolona: bringelles.
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/30