Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiaikena ny marina ka milaza ny tena izy; fisehoan' ny marina ka mampiharihary ny tena izy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tomany, fitomaniana, fitarainana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tsikoza (vorona) [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01