Teny iditra | bararaoke | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tandroy] Kalalao, kadradraka: Tsy toeako ty imbo ô bararaokeo [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | aboreraka, bararaoke, barareoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |