Teny iditra baria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [Ravelojaona 1937]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra baria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò
¶ mpikarama manao asa vaventy
¶ mpiasa madinika ao an-trano [Ravelojaona 1937]
Famaritana frantsay  [Tankarana] matelot [David 1952 (takila B)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra baharia

2017/03/10