Teny iditra baribariana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza !
Masiaka sy tsy mamindra fo: Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao [1.1]
 Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. [1.353]
Fanazavàna teny frantsay Barbares [1.3]
Ohatra Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka. [2.113]
Ny fihaviany Frantsay: barbare.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31