Teny iditra -bary
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vary
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra bary
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Bary maso [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy fine, large, brilliant, used of the eyes. [Richardson 1885]
 open and expressive (of the eyes) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ouverts et expressifs (se dit des yeux) [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra baribary
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31