Teny iditra basy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiadiana ampiasaina hitifirana amin' ny [...]
¶ sy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a musket, a rifle, a fowling-piece. See BOSY. [Dutch, bus, busche.] [Richardson 1885]
   a gun [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   fusil [Hallanger 1974]
Ohatra   Fantatra fa manana basy i Beomby. [Andraina: Mitaraina, takila 213]
Poleta, basy lava, sabatra, lefompohy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 53]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
basy
basiko
basinao
basiny
basintsika
basinay
basinareo
basin'
basin-
basim-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   basivava ~ faham-basy ~ mamaham-basy

Teny iditra basy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a pickaxe, a mattock [Provincial] [Richardson 1885]
Voambolana  
Ny bikany  
basy
basiko
basinao
basiny
basintsika
basinay
basinareo
basin'
basin-
basim-

Teny iditra basy
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Aoka izay! mangina [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   assez, suffisant. [Tankarana] [David 1952 (takila L)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10