Teny iditra | basy maty | |
Singan-teny | basy ; maty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Basy efa simba tsy mipoaka intsony Enti-milaza olona tsy mahalala menatra, tsy valahara, nanaovana ny matoan-teny hoe mibasy maty: Tsy menatra manao ratsy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | C' est un fusil détraqué. On donnait ce surnom aux personnes éhontées [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |