Teny iditra batan > vatana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ce qui constitue le corps, l'essentiel d'une chose [1.3]
 Corps principal [1.196]
 Bâti [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra batan > vatana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The trunk, the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le tronc, la carcasse, le corps humain [1.3]
 Le corps humain [1.8]
 Corps [1.13]
Ohatra Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ampahany hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona

Teny iditra batan > vatana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The trunk [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le tronc [1.3]
 Tronc [1.8]
 Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo hazo
Ampahany hoditra
Anaran' akora mamorom-batana hoditra, rantsankazo, ravina
Anaran-toerana 

Teny iditra batan > Vatana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Petite rivière de la région sud de Vatomandry [1.11]

Fangi-bolantany -22.2166667, 47.75

Fivaditsoratra 

Teny iditra batan > -bata
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vata
Ohatra Ny vola am-bata dia aoka fotsiny [1.280]

Teny iditra batan > -bata-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vatana

Teny iditra batan > bata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanaingana zavatra amin' ny tanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de porter sur les mains, à la main, de soulever avec les mains [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra batan > bata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sambomandry, sakamandimby [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Poutre [1.13]

Teny iditra batan > vata-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vatana
Ohatra 
1Momba ny vata-miaramila gasy indray, adim-bazaha tsy azy iny ady iny [2.472]
2Nohidiny ny vata-vy, dia norovitiny ireo taratasy, vao nodorany teo ambony bakoly [2.529]

Teny iditra batan > vata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vata ny lamba madio
Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A box; a trunk or suitcase; a rice-measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Caisse; malle, mallette; mesure de capacité [1.8]
Ohatra 
1Vata roa mitsontsorika ny orony; [2.69]
2Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117]
3Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. [2.442]
4Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [2.895]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra batan > -batana
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vatana
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra batan > -batana
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vatana
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra batan > batàna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo andraiketana ny tolana amin'ny varavarana
Mitovy hevitra: batanina [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: battant.