Teny iditra | batemy an-kamehana | |
Singan-teny | batemy ; an-kamehana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Batemy tsorina dia tsorina, tsy asiana ny fombafomba rehetra, noho ny hamehana fa marary ny zaza na atahorana ho tsy azo [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |