Teny iditra -bato
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vato
Ohatra 
1toharanao aho dia am-bato
am-bato hianao tsy vakiko?
[2.131]
2Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy. [2.470]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A small boat without sails [1.2]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: bateau.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28