Teny iditra -baton'  ;   -baton-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vato
Ohatra 
1Iza iry am-baton' Andrianerinerina? [2.314]
2Ary aza manao tsangam-baton-tsampy ho anao; [2.996]
3Tsangam-baton-dRatsida Avaratr' Isoanierana [2.69]
4Fahaizana tsy hadino tokoa, nefa dia tena soro-baton' ilay jamba ihany ka voa vao mihilana [2.643]

Teny iditra bâton
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  angira: long bâton [1.82]
  kibay [1.4, 1.19]
  langilangy [1.4]
  sangiry [1.19]
  tangala [1.6]
  tehe: appui, bâton, béquille, canne, mât de pirogue, perche, soutien [1.68]
  tehina [1.4]
  taho [1.4]
  tongozo: bâton, canne longue, baguette [1.19]
  tsangana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/31