Teny iditra batorano > vatorano
Singan-teny vato ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [1.1]
 Vato vandana mainty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Granit [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra granita ~ vatomainty
Kamban-teny 

Fivaditsoratra