Teny iditra batrabatraka (batraka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batrabatraka [1.1]
Tovy hevitra batraka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20