Teny iditra bavafo > vavafo (vava, fo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Vavony [1.78]
 Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The solar plexus [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le creux de l'estomac [1.8]
Ohatra Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
Voambolana 
Tovy hevitra ambavafo
Kamban-teny