Teny iditra bay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tanala, Tanosy] vay [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Sihanaka, Tanala, Tanosy] fery [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a wound, a hurt, a boil. See fery, and vay. [Richardson 1885]
   prov. for vay [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Taisaka] plaie [Deschamps 1936]
   prov. pour vay [Hallanger 1974]
Ohatra   Ñy bay afake diakoa tsy naharare (Rehefa sitrana ny vay hoatra ny tsy naharary) [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fifanahafana   animbay

Teny iditra bay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] a grandfather or grandmother [Richardson 1885]
Voambolana  
Fifanahafana   bailahy ~ baivavy

Teny iditra bay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   helo-dranomasina [Hallanger 1969]
Voambolana  

Teny iditra bay
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   mivovò [Hallanger 1969]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30