Teny iditra BCMM
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana frantsay Bureau des Cadastres Miniers de Madagascar [3.1]
Ohatra Ary tamin' ny aogositra 2008, dia namoaka ny lisitry ny orinasa voafantina mialoha hametraka tolo-bidy hikaroka sy hitrandraka ny fihondronam-by ao amin' ny manodidina an' i Soalala ny BCMM. [SeFaFi , 2008/11/06]
Tsanganana sy sary iray takila fanafohezan-teny

2016/10/21