Teny iditra | beazina (be) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | biazina | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |