Teny iditra bebaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny fiaikena ny hadisoana natao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   repentance, imploring forgiveness, confession. See baboka, fona, nenina, valo [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Aveu, demande de pardon, repentir, conversion [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra bebaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   [Provincial] shallow, used of a tub, a basket, or a pot. See tabebaka [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra bebaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] large; tabebaka [David 1952 (takila B)]

Teny iditra bebaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Sakalava] (de be : grand ou gros et baka : nom qu'on donne aux feuilles composées palmées ; les feuilles sont ici à très grandes folioles). Agelaea pentagyna (Lam.) Baill. (Connaraceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Agelaea pentagyna

2017/12/07