Teny iditra bebe (be)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy (Enti-milaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra bebe
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] renibe [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra bibe

Teny iditra bébé
Sokajin-teny anarana (lahy)
Famaritana frantsay  zazakely [Sims 1969, Rakotonaivo 1993]
 zaza vao teraka [Rakotonaivo 1993]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31