Teny iditra beda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin' ny sandry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy See tana, geja, hazona, fihitra, sambotra. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Action de saisir en embrassant à bras le corps, de mettre la main sur, d’empoigner [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra beda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] feta, fotaka malemy eny an-tanimbary [Rakotosaona 1972]

2016/06/24