Teny iditra bedibedy (bedy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' it [...]
¶ Fimenomenonana miverimberina, teny mises [...]
¶ Anatra na faniniana mazàna lavareny: [...]
¶ Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpam [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.] [Richardson 1885]
   prattling, idle talk; a scolding [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   paroles oiseuses ; action de gronder [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Efa tapitra va izay ny bedibedy foana? [Baiboly: 22.16.3]
2Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana. [Rabemolaly: Fary, takila 115]
3Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 163]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   bedy

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/27