Teny iditra be hambo
Singan-teny be ; hambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Be rehareha ary tsy mety handefitra; mandoka tena tafahoatra sy milaza ho manana sy mahay izao sy izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/15