Teny iditra bekotromaroholatra (be, kotro, maro, holatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ¶ Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra, ny miaramila menavazana nahazo takaitra tany an' ady [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay les ancients combattants [Rajaonarimanana 1995]
Teny mitovy hevitra miaramila menavazana

2014/03/19