Teny iditra belaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io
¶ Misokatra tsara, baribary (maso) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy full-faced, broad-faced, large [Richardson 1885]
Sampanteny 
Ohatra Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby [Dahle: Angano, takila 220]

Teny iditra belaka (be, laka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy A particular kind of dollar with many lines engraved upon it. [Richardson 1885]

2015/11/19