Teny iditra | belanjana (be, lanja) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny papango amin' ilay izy manapaka ny lalan' ny mpandeha iny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A name given to a heron or kite when it happens to cross a person's path. This is considered an omen of great good or evil. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |