Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Diky, fivalanana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] karazam-bibilava madinika [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] The traveller's tree. Ravenala madagascariensis, L. Same as ravimpotsy (Betsimisaraka), bakabia (Sakalava), fontsy (Betsimisaraka), akondrohazo (Provincial), and ravinala [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (de be : très et mavo : jaune). Nom donné pour des raisons différentes, dans diverses régions à des plantes très éloignées les unes des autres. Nom donné aux feuilles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), lorsqu'elles jaunissent et qu'on peut les récolter pour faire du falafa. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis
Fitovian-keviteny akondrohazo ~ bakabia ~ fontsy ~ ravinala ~ ravimpotsy

Teny iditra bemavo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo, Tanala] (de be : très et mavo : jaune). Variété de patate, Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) à gros tubercule jaune. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batatas

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tanosy] liane aphylle à latex jaune abondant : Sarcostemma viminale(L.) R. Br.(Apocynaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Sarcostemma viminale

Teny iditra Bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana 
Haianarantany be, mavo
Sary 

2018/11/10