Teny iditra ben > bena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra ben > bena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra ben > ve
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
Ohatra Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]
Tovy hevitra va
Mpanahaka  moa

Teny iditra ben > ve
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fivoizana lakana [1.78]
  [Betsimisaraka] Fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [1.78]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra five

Teny iditra ben > ve
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Evina [1.78]

Teny iditra ben > vena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rona, fihilanana, firaikana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra ben > vena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra lalan-dra ~ mpamerin-dra
Ny fihaviany Anglisy: vein (a). Frantsay: veine.

Fivaditsoratra 