Teny iditra beririnina (be, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only. [Voambolana: Haibiby: vorona]
People who go to fever districts for trade during the winter
A kind of porcelain. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31