Teny iditra besinimaro (be, maro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Tout le monde [1.5]
Ohatra 
1Fantatry ny besinimaro rahateo moa izany. [2.472]
2Mangataka ny besinimaro mba ho afaka hijery ny tatitra ataon’ireo Sampan-draharaha mpanara-maso ireo. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31