Teny iditra besisika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Megalops cyprinoides

2009/02/23