Teny iditra beso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Amin' ny hila misy feo maro, ilay fizaram-peo ambany indrindra, feo ambany sy migoboka: Ny lehilahy lehibe no matetika manao ny beson-kira. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bass, in music. [Eng. Bass.] [Richardson 1885]
 a bass voice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay basse; voix grave [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/10/13