Teny iditra betela
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a kind of dhow. [Swa. batela.] [Richardson 1885]
Voambolana 
Ny fihaviany Soahelý: batela.

Teny iditra betela
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] Nom malgachisé du « betel », Piper cubeba L.f. (Piperaceae), utilisé comme masticatoire dans toute l'Asie des moussons et introduit anciennement par les commerçants indiens et « arabes » qui se livraient à la traite et au trafic des esclaves sur la côte Nord-Ouest. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Piper cubeba

Teny iditra Betela
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Betela [Baiboly]
Famaritana anglisy Bethel [Baiboly]
Famaritana frantsay Béthel [Baiboly]
Voambolana 
Ohatra 
1Maty tao akaikin'i Betela izy, ka nalevina tambanin' ny hazo óka anankiray. [Randzavola: Baiboly, takila 34]
2Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao Betela; [Baiboly: 11:013:011/1 Mpanjaka 13:11..]
Teny nalaina 

2017/12/08