Teny iditra be tenda (be, tenda)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tendana [Rakotosaona 1972]
 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (betenda) Strong-voiced, gluttonous. [Richardson 1885]
 a glutton [Hallanger 1973]
Teny mitovy hevitra tenda an-kanina ~ tenda be

2012/09/13