Teny iditra betro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy] Atidoha [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] ati-doha: Nivoaka ny betrony (nipotsaka ny atidohany) [Rakotosaona 1975]
  [Provincial] Atidoha (fitenim-paritra) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the brains, the intellect, the forehead. (Prov.) [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Taisaka] cervelle [Deschamps 1936]
  [Tankarana] cervelle (de l'homme et des animaux) [David 1952 (takila B)]
 cerveau [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra baitro
Mpanahaka  zaim-betro

Teny iditra betro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  hetro [SLP 1986]
Fandikana frantsay  [Tankarana] limon [David 1952 (takila B)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra hetro

Teny iditra betro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay béton] Vato kely mifangaro fasika sy simenitra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31