Teny iditra betroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanabontsinana ny tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon' ny tanalahy mainbontsina ny vozony rehefa ilay tezitra vonon-kiady iny izy
¶ Rahona, fandrahonana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy inflation of the soft protuberant parts, as the throat when it is swollen, or the chameleon when it puffs out its body. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/04/17