Teny iditra betsaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] [Richardson 1885]
   many; much [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   nombreux; beaucoup [Hallanger 1974]
Ohatra   Betsaka ny olona niditra. [Andraina: Mitaraina, takila 195]
Misaotra betsaka, hoy i Donga. [Andraina: Mitaraina, takila 204]
Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 17]
Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [Callet: Tantara, takila 126]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/22