Teny iditra bevohoka (be, vohoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vehivavy manana anaka ka hita ho lehibe ny kibony
¶ Manana anaka, mitoe-jaza, manaizana, mavesatra, mitondra rano [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [vohoka, the belly.] Pregnant. [Richardson 1885]
 pregnant [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay enceinte [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31