Teny iditra | bibina (biby) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy kankana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a des vers dans l'estomac [1.3] | |
Ohatra | Bibina itỳ zaza itỳ fa ento any amin' ny dokotera
[1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | bibina, binaby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |